Bokin'ny Eksodosy 10:18
Dia niala teo amin’ i Farao izy ka nangataka tamin’ i Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he went out from Pharaoh, and intreated the LORD.
In Context
Read all of Bokin'ny Eksodosy 10
Cross References
Exodus 8:8Ary Mosesy sy Arona niala teo amin’ i Farao; ary Mosesy nitaraina tamin’ i Jehovah ny amin’ ny sahona izay efa nataony tamin’ i Farao.
Exodus 8:28Kanjo Farao nanamafy ny fony indray tamin’ izany ka tsy nandefa ny olona.
Matthew 5:44Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Tiava ny fahavalonareo, ary mivavaha ho an’ izay manenjika anareo,