Bokin'ny Eksodosy 10:28
Ary hoy Farao taminy: Mialà amiko; koa mitandrema, fa aoka tsy hahita ny tavako intsony ianao; fa amin’ izay andro hahitanao ny tavako dia ho faty ianao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
27Ary Jehovah dia nanamafy ny fon’ i Farao, ka tsy nety nandefa azy izy.
29Ary hoy Mosesy: Marina izay nolazainao; fa tsy hahita ny tavanao intsony aho.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 10
Cross References
2 Chronicles 16:10Dia tezitra tamin’ ilay mpahita Asa ka nanao azy tao an-trano-maizina; fa nisafoaka aminy indrindra izy noho izany. Ary ny olona sasany koa dia nampahorin’ i Asa tamin’ izay.
Amos 7:13fa aza maminany eto Betela intsony; fa fitoera-masin’ ny mpanjaka sy tranom-panjakana ity.