The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 10 › Bokin'ny Eksodosy 10:29

Bokin'ny Eksodosy 10:29

Ary hoy Mosesy: Marina izay nolazainao; fa tsy hahita ny tavanao intsony aho.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Moses said, Thou hast spoken well, I will see thy face again no more.

In Context

28Ary hoy Farao taminy: Mialà amiko; koa mitandrema, fa aoka tsy hahita ny tavako intsony ianao; fa amin’ izay andro hahitanao ny tavako dia ho faty ianao.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 10

Cross References

Exodus 12:30Ary nifoha raha mbola alina Farao, dia izy sy ny mpanompony rehetra ary ny Egyptiana rehetra, fa nisy fidradradradrana mafy tany Egypta, satria tsy nisy trano izay tsy nahafatesana.

Hebrews 11:27Finoana no nandaovany an’ i Egypta, ka tsy natahorany ny fahatezeran’ ny mpanjaka; fa naharitra toy ny mahita Izay tsy hita izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 10:29

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 10:28Bokin'ny Eksodosy 10