Bokin'ny Eksodosy 12:46
Ao an-trano iray no hihinanana azy; tsy hamoahanao eny ala-trano akory ny hena, ary tsy hisy hotapahinareo ny taolany na dia iray aza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
45Ny vahiny sy ny mpikarama tsy mba hihinana azy.
47Ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, hitandrina izany.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 12
Cross References
Numbers 9:12Aza avela hasiany sisa ho tra-maraina, ary aza avela hisy hotapahiny ny taolany; araka ny lalàna rehetra ny amin’ ny Paska ihany koa no hitandremany azy.
Psalms 34:21Miaro ny taolany rehetra izy; tsy hisy ho tapaka ireny na dia iray akory aza.
John 19:36Fa tonga izany mba hahatanteraka ny Soratra Masìna hoe: Tsy hisy hotapahina ny taolany.
Ephesians 2:19Koa dia tsy mba vahiny sy mpivahiny intsony ianareo, fa tompon-tany, mpiray fanjakana amin’ ny olona masìna sady ankohonan’ Andriamanitra,