bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 12 › Bokin'ny Eksodosy 12:47
Bokin'ny Eksodosy 12:47
Ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, hitandrina izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
All the congregation of Israel shall keep it.
In Context
46Ao an-trano iray no hihinanana azy; tsy hamoahanao eny ala-trano akory ny hena, ary tsy hisy hotapahinareo ny taolany na dia iray aza.
48Ary raha misy mivahiny eo aminao ka mba te-hitandrina ny Paskan’ i Jehovah, dia aoka hoforana ny lehilahy rehetra eo aminy vao manatona hitandrina izany, ka ho tahaka ny tompon-tany ihany izy; fa ny tsy voafora rehetra kosa dia tsy mahazo mihinana izany.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 12
Cross References
Exodus 12:6ary hotehirizinareo izy hatramin’ ny andro fahefatra ambin’ ny folo amin’ ity volana ity; dia hamono azy amin’ ny hariva ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 12:47