The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 12 › Bokin'ny Eksodosy 12:48

Bokin'ny Eksodosy 12:48

Ary raha misy mivahiny eo aminao ka mba te-hitandrina ny Paskan’ i Jehovah, dia aoka hoforana ny lehilahy rehetra eo aminy vao manatona hitandrina izany, ka ho tahaka ny tompon-tany ihany izy; fa ny tsy voafora rehetra kosa dia tsy mahazo mihinana izany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And when a stranger shall sojourn with thee, and will keep the passover to the LORD, let all his males be circumcised, and then let him come near and keep it; and he shall be as one that is born in the land: for no uncircumcised person shall eat thereof.

In Context

47Ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, hitandrina izany.

49Lalàna iray no ho amin’ ny tompon-tany sy ny vahiny izay mitoetra eo aminareo.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 12

Cross References

Genesis 17:12Ny zazalahy teraka havaloana eo aminareo no hoforana, dia ny lehilahy rehetra amin’ ny taranakareo hatramin’ ny fara mandimby: na ny ompikely, na izay novidim-bola tamin’ ny hafa firenena ka tsy avy amin’ ny taranakao.

Exodus 12:43Ary hoy Jehovah tamin’ i Mosesy sy Arona: Izao no lalàn’ ny Paska: Tsy hisy olona hafa firenena hihinana azy.

Numbers 9:14Ary raha misy mivahiny eo aminareo ka mba te-hitandrina ny Paska ho an’ i Jehovah, dia araka ny didy sy ny fanao amin’ ny Paska ihany no hanaovany azy; lalàna iray ihany no ho aminareo, na vahiny, na tompon-tany.

Ezekiel 44:9Izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Ny vahiny tsy mifora fo sy nofo rehetra izay ao amin’ ny zanak’ Isiraely dia tsy misy hahazo miditra ao amin’ ny fitoerako masìna.

Galatians 3:28Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin’ i Kristy Jesosy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 12:48

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 12:47Bokin'ny Eksodosy 12Bokin'ny Eksodosy 12:49 →