Bokin'ny Eksodosy 13:10
Dia tandremo amin’ ny fotoany isan-taona izao lalàna izao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou shalt therefore keep this ordinance in his season from year to year.
In Context
Read all of Bokin'ny Eksodosy 13
Cross References
Exodus 12:24Ary hitandrina izany zavatra izany, ianareo ho lalàna ho anareo sy ho an’ ny taranakareo mandrakizay.
Leviticus 23:6Ary ny andro fahadimy ambin’ ny folo amin’ izany volana izany dia andro firavoravoana ho an’ i Jehovah, fihinanana ny mofo tsy misy masirasira; hafitoana no hihinananareo mofo tsy misy masirasira.