Bokin'ny Eksodosy 14:1
Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the LORD spake unto Moses, saying,
In Context
Read all of Bokin'ny Eksodosy 14
Cross References
Exodus 12:1Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy sy Arona teo amin’ ny tany Egypta ka nanao hoe:
Joshua 24:6Ary nony nitondra ny razanareo nivoaka avy tany Egypta Aho, dia tonga teo amin’ ny ranomasina ianareo; ary nanenjika ny razanareo hatreo amin’ ny Ranomasina Mena ny Egyptiana, nitaingina kalesy sy soavaly.