bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 14 › Bokin'ny Eksodosy 14:6
Bokin'ny Eksodosy 14:6
Dia nasainy nofehezina tamin’ ny kalesy ny soavaly, sady nitondra ny vahoakany hanaraka azy izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he made ready his chariot, and took his people with him:
In Context
5Ary nisy nanambara tamin’ ny mpanjakan’ i Egypta fa efa nandositra ny olona, dia niova ny fon’ i Farao sy ny mpanompony ny amin’ ny olona, ka hoy izy: Inona izao nataontsika izao, no nandefa ny Isiraely hiala tamin’ ny fanompoany antsika isika?
7Ary nitondra kalesy enin-jato voafantina sy ny kalesin’ ny Egyptiana rehetra izy, izay samy nisy mpiady avy izy rehetra.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 14
Cross References
Exodus 15:4Ny kalesin’ i Farao sy ny miaramilany natsipiny ao amin’ ny ranomasina; ary ny kapiteny voafantina nasitrika ao amin’ ny Ranomasina Mena.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 14:6