The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 15 › Bokin'ny Eksodosy 15:4

Bokin'ny Eksodosy 15:4

Ny kalesin’ i Farao sy ny miaramilany natsipiny ao amin’ ny ranomasina; ary ny kapiteny voafantina nasitrika ao amin’ ny Ranomasina Mena.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Pharaoh’s chariots and his host hath he cast into the sea: his chosen captains also are drowned in the Red sea.

In Context

3Jehovah dia mpiady mahery, Jehovah no anarany.

5Ny lalina nanarona azy: Nilentika tany ambany indrindra tahaka ny vato izy.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 15

Cross References

Exodus 14:7Ary nitondra kalesy enin-jato voafantina sy ny kalesin’ ny Egyptiana rehetra izy, izay samy nisy mpiady avy izy rehetra.

Exodus 14:26Ary hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Ahinjiro eo ambonin’ ny ranomasina ny tananao, mba hikatonan’ ny rano amin’ ny Egyptiana mbamin’ ny kalesiny sy ny mpitaingin-tsoa valiny.

Psalms 76:7Noho ny teny mafy nataonao, ry Andriamanitr’ i Jakoba, dia sondrian-tory ny kalesy sy ny soavaly.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 15:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 15:3Bokin'ny Eksodosy 15Bokin'ny Eksodosy 15:5 →