Bokin'ny Eksodosy 15:5
Ny lalina nanarona azy: Nilentika tany ambany indrindra tahaka ny vato izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The depths have covered them: they sank into the bottom as a stone.
In Context
Read all of Bokin'ny Eksodosy 15
Cross References
Exodus 15:10Ny fofonainao no nitsofanao, dia nanarona azy ny ranomasina: nilentika tahaka ny firaka ao amin’ ny rano mahery izy.
Jeremiah 51:63Ary rehefa tapitra ny famakianao ity boky ity, dia asio vato afehy aminy, ary atsipazo ao Eofrata izy.
Jonah 2:2Dia nivavaka tamin’ i Jehovah Andriamaniny tao an-kibon’ ny hazandrano Jona
Matthew 18:6Fa na zovy na zovy no hanafintohina na dia iray aza amin’ ireny madinika mino Ahy ireny, dia tsara lavitra ho azy raha anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony, ka alentika any amin’ ny ranomasina lalina izy.