bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 16 › Bokin'ny Eksodosy 16:17
Bokin'ny Eksodosy 16:17
Dia nanao izany ny Zanak’ Isiraely, ka samy nanangona: ny sasany nanangona be, ary ny sasany kosa kely.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the children of Israel did so, and gathered, some more, some less.
In Context
16Izao no teny izay nandidian’ i Jehovah: Samia manangona azy ianareo araka izay tokony ho laninareo avy, dia eran’ ny vata omera avy ho amin’ ny isan-olona, araka ny isanareo; samia mitondra ianareo rehetra ho an’ izay ao an-dainy avy.
18Ary raha nafatrany tamin’ ny vata omera izany, dia tsy nanana amby ny nanangona be, ary ny nanangona kely tsy nanana ny tsy ampy; samy nanangona araka izay fihinany avy izy.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 16
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 16:17