The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 16 › Bokin'ny Eksodosy 16:2

Bokin'ny Eksodosy 16:2

Dia nimonomonona tamin’ i Mosesy sy Arona tany an-efitra ny fiangonana, dia ny Zanak’ Isiraely rehetra,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the whole congregation of the children of Israel murmured against Moses and Aaron in the wilderness:

In Context

1Ary tamin’ ny andro fahadimy ambin’ ny folo tamin’ ny volana faharoa taorian’ ny nialany tany amin’ ny tany Egypta dia nifindra niala tao Elima ny fiangonana, dia ny Zanak’ Isiraely rehetra, ka nankany amin’ ny efitra Sina, izay eo anelanelan’ i Elima sy Sinay.

3ka nanao taminy hoe: Inay anie izahay mba matin’ ny tànan’ i Jehovah tany amin’ ny tany Egypta, raha nipetraka teo anilan’ ny fahandroan-kena ka nihinan-kanina ho voky; fa nitondra anay nivoaka ho atỳ an-efitra ianareo hahafaty mosary izao fiangonana rehetra izao.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 16

Cross References

Exodus 14:11Ary hoy koa izy tamin’ i Mosesy: Moa tsy nisy fasana va tany Egypta, no nentinao ho faty atỳ an-efitra izahay? Nahoana no nanao izany taminay ianao ka nitondra anay nivoaka avy tany Egypta?

Psalms 106:7Ny razanay tany Egypta tsy mba nandinika ny fahagagana nataonao; Tsy mba nahatsiaro ny habetsahan’ ny famindram-ponao ireny, Fa niodina teo amoron-dranomasina, Dia teo amoron’ ny Ranomasina Mena

Psalms 106:25Fa nimonomonona tany an-dainy Ka tsy nihaino ny feon’ i Jehovah.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 16:2

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 16:1Bokin'ny Eksodosy 16Bokin'ny Eksodosy 16:3 →