Bokin'ny Eksodosy 16:22
Ary nony tamin’ ny andro fahenina dia nanangona avy sasaka noho ny isan’ andro ny olona, dia indroan’ ny vata omera ho an’ ny isan-olona avy; dia avy ny lohan’ ny fiangonana ka nanambara tamin’ i Mosesy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Eksodosy 16
Cross References
Exodus 16:5Ary raha mby amin’ ny andro fahenina dia hamboariny izay azony; ary hisy indroa toraka izay angoniny isan’ andro.
Exodus 34:31Ary Mosesy niantso azy, dia niverina Arona sy ny lohan’ ny fiangonana rehetra ho eo aminy; ary Mosesy niteny taminy.
Leviticus 25:22Ary hamafy amin’ ny taona fahavalo ianareo ka hihinana ny tranainy mandra-pahatongan’ ny taona fahasivy; mandra-pahatongan’ ny vao no hihinananareo ny tranainy.