The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 16 › Bokin'ny Eksodosy 16:23

Bokin'ny Eksodosy 16:23

Ary hoy Mosesy taminy: Izao no lazain’ i Jehovah: Rahampitso dia tena andro fitsaharana masìna ho an’ i Jehovah; koa manendasa izay hendasinareo, ary mahandroa izay handrahoinareo, ary izay sisa rehetra dia avelao ho anareo, hotehirizina ho tra-maraina.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he said unto them, This is that which the LORD hath said, To morrow is the rest of the holy sabbath unto the LORD: bake that which ye will bake to day, and seethe that ye will seethe; and that which remaineth over lay up for you to be kept until the morning.

In Context

22Ary nony tamin’ ny andro fahenina dia nanangona avy sasaka noho ny isan’ andro ny olona, dia indroan’ ny vata omera ho an’ ny isan-olona avy; dia avy ny lohan’ ny fiangonana ka nanambara tamin’ i Mosesy.

24Dia namela izany ho tra-maraina izy, araka izay nandidian’ i Mosesy; ary tsy mba maimbo na niteraka olitra izany.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 16

Cross References

Exodus 20:8Mahatsiarova ny andro Sabata hanamasina azy.

Exodus 31:15Henemana no hanaovana raharaha; fa ny andro fahafito dia tena fitsaharana ka masìna ho an’ i Jehovah: izay rehetra manao raharaha amin’ ny andro Sabata dia hatao maty tokoa.

Leviticus 23:3Henemana no hanaovana raharaha; fa ny andro fahafito dia tena andro fitsaharana, dia fivoriana masìna; aza manao raharaha akory ianareo, fa Sabata ho an’ i Jehovah eny amin’ izay fonenanareo rehetra izany.

Numbers 11:8Nandehandeha ny olona ka nanangona azy, dia nitoto azy tamin’ ny fikosoham-bary na tamin’ ny laona, ary nahandro azy tamin’ ny vilany, dia nanao mofo azy; ary ny fanandramana azy dia tahaka ny fanandramana mofo misy diloilo.

Luke 23:56Ary niverina ireo ka namboatra zava-manitra sy menaka manitra. Ary tamin’ ny Sabata dia nitsahatra ihany izy araka ny lalàna.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 16:23

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 16:22Bokin'ny Eksodosy 16Bokin'ny Eksodosy 16:24 →