bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 16 › Bokin'ny Eksodosy 16:24
Bokin'ny Eksodosy 16:24
Dia namela izany ho tra-maraina izy, araka izay nandidian’ i Mosesy; ary tsy mba maimbo na niteraka olitra izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they laid it up till the morning, as Moses bade: and it did not stink, neither was there any worm therein.
In Context
23Ary hoy Mosesy taminy: Izao no lazain’ i Jehovah: Rahampitso dia tena andro fitsaharana masìna ho an’ i Jehovah; koa manendasa izay hendasinareo, ary mahandroa izay handrahoinareo, ary izay sisa rehetra dia avelao ho anareo, hotehirizina ho tra-maraina.
25Ary hoy Mosesy: Hano ireny anio, fa Sabata ho an’ i Jehovah anio, ka anio no tsy hahitanareo azy any an-tsaha.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 16
Cross References
Exodus 16:20Kanefa tsy mba nanaraka ny tenin’ i Mosesy izy, fa namela sisa ho tra-maraina ihany ny olona sasany, dia niteraka olitra izany ka maimbo; ary dia tezitra tamin’ ny olona Mosesy.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 16:24