bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 16 › Bokin'ny Eksodosy 16:27
Bokin'ny Eksodosy 16:27
Ary nony tamin’ ny andro fahafito dia nisy olona nivoaka hanangona, fa tsy nahita na dia kely akory aza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it came to pass, that there went out some of the people on the seventh day for to gather, and they found none.
In Context
26Henemana no hanangonanareo azy; fa Sabata ny andro fahafito, ka dia tsy hisy amin’ izany.
28Ary hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Mandra-pahoviana no handavanareo tsy hitandrina ny didiko sy ny lalàko?
Read all of Bokin'ny Eksodosy 16
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 16:27