bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 16 › Bokin'ny Eksodosy 16:30
Bokin'ny Eksodosy 16:30
Dia nitsahatra ny olona tamin’ ny andro fahafito.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So the people rested on the seventh day.
In Context
29Saino fa Jehovah no nanome anareo ny Sabata, koa izany no anomezany anareo mofo ampy ho indroa andro amin’ ny andro fahenina; samia mitoetra eo amin’ ny fitoerany avy ianareo, ka aoka tsy hisy hiala amin’ ny fitoerany amin’ ny andro fahafito.
31Ary ny anarany dia nataon’ ny taranak’ Isiraely hoe Mana; ary tahaka ny voan-drafy izy sady fotsy; ary ny fanandramana azy dia tahaka ny mofo misy tantely.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 16
Cross References
Leviticus 23:3Henemana no hanaovana raharaha; fa ny andro fahafito dia tena andro fitsaharana, dia fivoriana masìna; aza manao raharaha akory ianareo, fa Sabata ho an’ i Jehovah eny amin’ izay fonenanareo rehetra izany.
Hebrews 4:9Koa dia mbola misy sabata fitsaharana ho an’ ny olon’ Andriamanitra.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 16:30