Bokin'ny Eksodosy 16:31
Ary ny anarany dia nataon’ ny taranak’ Isiraely hoe Mana; ary tahaka ny voan-drafy izy sady fotsy; ary ny fanandramana azy dia tahaka ny mofo misy tantely.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
30Dia nitsahatra ny olona tamin’ ny andro fahafito.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 16
Cross References
Numbers 11:6Fa izao dia maina ny ainay: tsy misy na inona na inona eto imasonay afa-tsy ny mana ihany.
Song of Solomon 2:3Toy ny hazo poma amin’ ny hazo any an’ ala, dia toy izany ny malalako eo amin’ ny zatovo. Mahafinaritra ahy indrindra ny mipetraka eo ambanin’ ny alokalony, sady mamy ao am-bavako ny voany.