The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 16 › Bokin'ny Eksodosy 16:32

Bokin'ny Eksodosy 16:32

Ary hoy Mosesy: Izao no teny izay nandidian’ i Jehovah: Analao eran’ ny vata omera izy hotehirizina hatramin’ ny taranakareo fara mandimby, mba ho hitany ny mofo izay nampihinaniko anareo tany an-efitra, raha nitondra anareo nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta Aho.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Moses said, This is the thing which the LORD commandeth, Fill an omer of it to be kept for your generations; that they may see the bread wherewith I have fed you in the wilderness, when I brought you forth from the land of Egypt.

In Context

31Ary ny anarany dia nataon’ ny taranak’ Isiraely hoe Mana; ary tahaka ny voan-drafy izy sady fotsy; ary ny fanandramana azy dia tahaka ny mofo misy tantely.

33Ary hoy Mosesy tamin’ i Arona: Makà vilany, ka asio mana eran’ ny vata omera eo anatiny, dia apetraho eo anatrehan’ i Jehovah mba hotehirizina hatramin’ ny taranakareo fara mandimby.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 16

Cross References

Psalms 105:5Tsarovy ny asa mahagaga natao-ny Dia ny fahagagany sy ny fitsaran’ ny vavany,

Luke 22:19Ary nandray mofo Izy, ary rehefa nisaotra, dia novakiny ka natolony azy sady nataony hoe: Ity no tenako izay omena ho anareo; izao no ataovinareo ho fahatsiarovana Ahy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 16:32

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 16:31Bokin'ny Eksodosy 16Bokin'ny Eksodosy 16:33 →