The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 16 › Bokin'ny Eksodosy 16:33

Bokin'ny Eksodosy 16:33

Ary hoy Mosesy tamin’ i Arona: Makà vilany, ka asio mana eran’ ny vata omera eo anatiny, dia apetraho eo anatrehan’ i Jehovah mba hotehirizina hatramin’ ny taranakareo fara mandimby.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Moses said unto Aaron, Take a pot, and put an omer full of manna therein, and lay it up before the LORD, to be kept for your generations.

In Context

32Ary hoy Mosesy: Izao no teny izay nandidian’ i Jehovah: Analao eran’ ny vata omera izy hotehirizina hatramin’ ny taranakareo fara mandimby, mba ho hitany ny mofo izay nampihinaniko anareo tany an-efitra, raha nitondra anareo nivoaka avy tany amin’ ny tany Egypta Aho.

34Ary araka izay nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy no nametrahan’ i Arona izany teo anatrehan’ ny Vavolombelona mba hotehirizina.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 16

Cross References

Hebrews 9:4izay nisy lovia volamena fandoroana ditin-kazo manitra sy ny fiaran’ ny fanekena, izay voapetaka takela-bolamena avokoa; ary tao anatin’ io nisy ny vilany volamena, izay nitoeran’ ny mana, sy ny tehin’ i Arona izay nitsimoka, ary ny vato fisaky ny fanekena;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 16:33

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 16:32Bokin'ny Eksodosy 16Bokin'ny Eksodosy 16:34 →