Bokin'ny Eksodosy 16:36
Ary ny omera dia ampahalofon’ ny vata efaha.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now an omer is the tenth part of an ephah.
In Context
Read all of Bokin'ny Eksodosy 16
Cross References
Exodus 16:16Izao no teny izay nandidian’ i Jehovah: Samia manangona azy ianareo araka izay tokony ho laninareo avy, dia eran’ ny vata omera avy ho amin’ ny isan-olona, araka ny isanareo; samia mitondra ianareo rehetra ho an’ izay ao an-dainy avy.
Ruth 2:17Ary nitsimpona tany an-tsaha mandra-paharivan’ ny andro Rota, dia nively izay efa voatsimpony, ka nisy vary hordea tokony ho iray efaha.