bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 2 › Bokin'ny Eksodosy 2:9
Bokin'ny Eksodosy 2:9
Ary hoy ny zanakavavin’ i Farao taminy: Ento ity zaza ity, ka tezao ho ahy, fa izaho handoa ny karamanao. Dia nentin-dravehivavy ny zaza ka notezainy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Pharaoh’s daughter said unto her, Take this child away, and nurse it for me, and I will give thee thy wages. And the woman took the child, and nursed it.
In Context
8Ary hoy ny zanakavavin’ i Farao taminy: Andeha ary. Dia lasa razazavavy ka naka ny renin’ ny zaza.
10Ary rehefa lehibe ny zaza, dia nentiny tao amin’ ny zanakavavin’ i Farao izy, ka dia tonga zanany. Ary ny anarany nataony hoe Mosesy; fa hoy izy: Satria tamin’ ny rano no nangalako azy.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 2
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 2:9