Bokin'ny Eksodosy 20:14
Aza mijangajanga.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou shalt not commit adultery.
In Context
Read all of Bokin'ny Eksodosy 20
Cross References
Leviticus 18:20Ary aza mandry amin’ ny vadin’ ny namanao, handoto ny tenanao aminy.
Numbers 5:12Mitenena amin’ ny Zanak’ Isiraely, ka lazao aminy hoe: Na iza na iza vadin’ olona mivily ka manao izay mahadiso azy amin’ ny lahy,
2 Samuel 11:4Ary Davida naniraka olona ka nampaka azy; dia tonga tao aminy izy ka nandriany. Ary ravehivavy nanamasina ny tenany ho afaka tamin’ ny halotoany, dia nody tany an-tranony.
Proverbs 2:15Dia izay melo-dalana Sy maniasia amin’ ny alehany;
Proverbs 7:18Andeha, aoka isika hivoky fitia ambara-pahamarain’ ny andro, Aoka ho feno fahafinaretana amin’ ny fitiavana isika.
Jeremiah 29:22Ary izy roa lahy dia hataon’ ny babo rehetra amin’ ny Joda izay any Babylona ho fanozonana hoe: Hataon’ i Jehovah tahaka an’ i Zedekia sy Ahaba, izay nodoran’ ny mpanjakan’ i Babylona tamin’ ny afo, anie ianao,