Bokin'ny Eksodosy 20:16
Aza mety ho vavolombelona mandainga hanameloka ny namanao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou shalt not bear false witness against thy neighbour.
In Context
Read all of Bokin'ny Eksodosy 20
Cross References
Exodus 23:6Aza mamily ny rariny izay ananan’ ny malahelo ao aminao, raha manana ady izy.
Leviticus 19:16Aza mandehandeha manaratsy eo amin’ ny firenenao; aza mitsangana handatsaka ny ran’ ny namanao: Izaho no Jehovah.
1 Samuel 22:8no dia miray tetika hanohitra ahy ianareo rehetra, ka tsy nisy nanambara tamiko fa ny zanako nanao fanekena tamin’ ny zanak’ i Jese, ary tsy nisy nalahelo ahy akory ianareo, na nanambara tamiko fa ny zanako efa nanome fo ny mpanompoko ho mpanotrika ahy tahaka ny amin’ izao anio izao?
Psalms 15:3Tsy manendrikendrika amin’ ny lelany, sady tsy manisy ratsy ny sakaizany, ary tsy manao izay hahafa-baraka ny namany,
Proverbs 10:18Izay mitahiry lolompo dia manana molotra mandainga, Ary izay mampiely endrikendrika dia adala.
Proverbs 19:5Ny vavolombelona mandainga tsy ho afa-tsiny, Ary izay mamoaka lainga tsy ho afa-miala.