Bokin'ny Eksodosy 20:8
Mahatsiarova ny andro Sabata hanamasina azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Remember the sabbath day, to keep it holy.
In Context
9Henemana no hiasanao sy hanaovanao ny raharahanao rehetra.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 20
Cross References
Exodus 16:23Ary hoy Mosesy taminy: Izao no lazain’ i Jehovah: Rahampitso dia tena andro fitsaharana masìna ho an’ i Jehovah; koa manendasa izay hendasinareo, ary mahandroa izay handrahoinareo, ary izay sisa rehetra dia avelao ho anareo, hotehirizina ho tra-maraina.
Exodus 31:12Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
Exodus 35:1Ary Mosesy dia namory ny fiangonana, dia ny Zanak’ Isiraely rehetra, ka nanao taminy hoe: Izao no teny nandidian’ i Jehovah hatao:
Leviticus 19:30Tandremo ny Sabatako, ary hajao ny fitoerako masìna: Izaho no Jehovah.
Leviticus 26:2Tandremo ny Sabatako, ary hajao ny fitoerako masìna: Izaho no Jehovah.
Nehemiah 9:14Ary nampahalala azy ny Sabatanao masìna Hianao, ary Mosesy mpanomponao nampilazainao didy sy fomba ary lalàna taminy;