The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 21 › Bokin'ny Eksodosy 21:4

Bokin'ny Eksodosy 21:4

Raha manome vady azy ny tompony, ka miteraka zazalahy na zazavavy aminy izy, dia ho an’ ny tompony ihany ny vadiny sy ny zanany, fa izy irery ihany no hiala.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

If his master have given him a wife, and she have born him sons or daughters; the wife and her children shall be her master’s, and he shall go out by himself.

In Context

3Raha izy irery ihany no miditra, dia izy irery hany no hiala; fa raha manam-bady izy, dia hiala hiaraka aminy koa ny vadiny.

5Fa raha milaza marimarina ilay andevo ka manao hoe: Tsy foiko ny tompoko sy ny vadiko ary ny zanako, ka tsy te-ho afaka aho,

Read all of Bokin'ny Eksodosy 21

Cross References

Genesis 17:13Tsy maintsy hoforana ny ompikelinao sy izay novidinao vola; ary ny fanekeko dia ho ao amin’ ny nofonareo ho fanekena mandrakizay.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 21:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 21:3Bokin'ny Eksodosy 21Bokin'ny Eksodosy 21:5 →