bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 21 › Bokin'ny Eksodosy 21:9
Bokin'ny Eksodosy 21:9
Ary raha mamofo azy ho vadin’ ny zananilahy izy, dia araka ny fitondra zanakavavy no hataony aminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And if he have betrothed her unto his son, he shall deal with her after the manner of daughters.
In Context
8Fa raha tsy ankasitrahan’ ny tompony, izay nikasa hanambady azy, ravehivavy, dia havelany havotana ihany izy; tsy hahazo mivarotra azy ho any amin’ ny firenena hafa izy, satria efa namitaka azy.
10Ary raha maka vehivavy hafa ho vadiny izy, dia tsy hahenany ny fihinany sy ny fitafiany ary ny fombam-panambadiany.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 21
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 21:9