The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 22 › Bokin'ny Eksodosy 22:11

Bokin'ny Eksodosy 22:11

Fa raha nangalarina tany aminy tokoa izany, dia hanonitra ho an’ ny tompon-javatra izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then shall an oath of the LORD be between them both, that he hath not put his hand unto his neighbour’s goods; and the owner of it shall accept thereof, and he shall not make it good.

In Context

10dia fianianana amin’ i Jehovah no hitsarana azy roa tonta, hahafantarana na efa naninjitra ny tànany ka naka ny fananan’ ny namany ilay anankiray, na tsia; ary heken’ ny tompony izany, dia tsy hisy onitra.

12Raha voaviraviram-biby izany, dia hitondra azy ho vavolombelona izy; tsy hanonitra izay voaviravira izy.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 22

Cross References

Exodus 22:8Ny amin’ ny zavatra ifandirana rehetra, na omby, na boriky, na ondry, na osy, na fitafiana, na zavatra very, izay ataon’ olona ho azy, dia ho entina eo anatrehan’ Andriamanitra ny tenin’ izy roa tonta, koa izay helohih’ Andriamanitra dia hanonitra roa heny ho an’ ny namany.

Leviticus 5:1Ary raha misy manota, satria mandre ny feon’ ny fampianianana, sady vavolombelona nahita na nahalala, nefa tsy manambara izy, ka mahameloka azy izany,

1 Kings 2:42Ary ny mpanjaka naniraka naka an’ i Simey ka nanao taminy hoe: Tsy efa nampianiana anao tamin’ i Jehovah va aho ka nilaza taminao marimarina hoe: Aoka ho fantatrao marina fa amin’ izay andro hivoahanao sy handehananao na ho aiza na ho aiza akory dia hatao maty tokoa ianao? Ary hoy ianao tamiko: Tsara izany teny reko any.

Hebrews 6:16Fa ny olona dia mianiana amin’ izay lehibe noho ny tenany; ary ny fianianana dia ataony mba hahamafy ny teny hampitsahatra ny fifandirana rehetra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 22:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 22:10Bokin'ny Eksodosy 22Bokin'ny Eksodosy 22:12 →