Bokin'ny Eksodosy 22:16
Fa raha mandà tokoa ny rainy ka tsy manome azy ho vadiny, dia handoa vola ralehilahy araka ny harena fanome zazavavy hampakarina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
17Aza velomina ny vehivavy manana ody.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 22
Cross References
Deuteronomy 22:28Raha misy lehilahy mahita zazavavy virijina, izay tsy voafofo ho vadin’ olona, ka misavika azy sady mandry aminy, koa hita izy roroa,