Bokin'ny Eksodosy 22:18
Izay rehetra mandry amin’ ny biby dia hatao maty tokoa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou shalt not suffer a witch to live.
In Context
17Aza velomina ny vehivavy manana ody.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 22
Cross References
Leviticus 18:23Ary aza mandry amin’ ny biby handoto ny tenanao aminy; ary aoka tsy hisy vehivavy hety handrian’ ny biby; fa zavatra fady indrindra izany.
Leviticus 19:31Aza mivily hanaraka izay manao azy ho tsindrian-javatra, na mitady saina amin’ ny mpanao hatsarana, hahaloto anareo aminy: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
Leviticus 20:27Ary na lehilahy na vehivavy izay manao azy ho tsindrian-javatra na izay mpanao hatsarana dia hatao maty tokoa: hitora-bato azy ny olona; ny ràny dia ho aminy ihany.
Deuteronomy 27:21Hozonina izay mandry amin’ ny biby. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.
1 Samuel 28:9Ary hoy ravehivavy taminy: Indro, fantatrao izay nataon’ i Saoly, dia ny nandroahany ny manao azy ho tsindrian-javatra sy ny mpanao hatsarana hiala amin’ ny tany, ka nahoana ianao no mamandrika ny aiko hahafaty ahy?
Acts 8:9Ary nisy lehilahy anankiray rahateo teo an-tanàna, atao hoe Simona, izay nanao ody ka nahatalanjona ny olona tany Samaria sady nandoka tena nanao azy ho zavatra;