Bokin'ny Eksodosy 22:3
Raha hita marina velona eo aminy ny halatra na omby, na boriky, na ondry, na osy, dia hanonitra roa heny izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Eksodosy 22
Cross References
Exodus 21:2Raha mividy andevo Hebreo ianao, dia enin-taona no hanompoany, ary amin’ ny taona fahafito dia hiala ho afaka fotsiny izy.
Judges 2:14Dia nirehitra tamin’ ny Isiraely ny fahatezeran’ i Jehovah, ka natolony teo an-tànan’ ny mpamabo izay namabo azy izy, ary namidiny ho eo an-tànan’ ny fahavalony manodidina azy ka tsy nahajanona teo anoloan’ ny fahavalony intsony.
Isaiah 40:2Mitoria teny soa mahafaly amin’ i Jerosalema, ka lazao aminy fa vita ny adiny, sady voavela ny helony, ary efa nandray indroa heny tamin’ ny tànan’ i Jehovah izy ho valin’ ny fahotana rehetra nataony.
Matthew 18:25Ary satria tsy nanan-kaloa izy, dia nasain’ ny tompony hamidy izy sy ny vadiny aman-janany mbamin’ ny fananany rehetra handoavana ny trosa.