Bokin'ny Eksodosy 22:4
Raha misy olona mampitondraka amin’ ny voly na tanim-boaloboka, fa alefany handeha ny bibiny, ka homana ny volin’ olona izany biby izany, dia amin’ ny tsara indrindra ao amin’ ny sahany, ary amin’ ny tsara indrindra ao amin’ ny tanim-boalobony, no hanonerany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Eksodosy 22
Cross References
Exodus 22:1Raha azo manamitrano ny mpangalatra ka asiana ho faty, dia tsy hisy valin-drà amin’ izany;
Exodus 22:9Raha misy olona mampitahiry ny namany boriky, na omby, na ondry, na osy, na biby fiompy hafa, ka maty izany, na maratra, na roahina ka tsy misy mahita,
Proverbs 6:31Fa raha azo izy, dia hampanoneriny fito heny Ka hanome ny fananana rehetra ao an-tranony.
Jeremiah 16:18Alohan’ izany anefa dia hovaliako avy sasaka ny helony sy ny fahotany noho ny nandotoany ny taniko, dia ny namenoany ny lovako tamin’ ireo fatin’ ny sampiny sy fahavetavetany ireo.