Bokin'ny Eksodosy 22:6
Raha misy olona mampitahiry vola na fanaka ny namany, ka angalarin’ ny sasany ao amin’ ny tranon’ ilay olona izany, raha hita ny mpangalatra, dia hanonitra roa heny izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Eksodosy 22
Cross References
Exodus 21:33Ary raha misy olona manokatra lavaka, na raha misy olona mihady lavaka, ka tsy rakofany, ary misy omby na boriky latsaka ao,
Exodus 22:12Raha voaviraviram-biby izany, dia hitondra azy ho vavolombelona izy; tsy hanonitra izay voaviravira izy.
Judges 15:5Ary rehefa nampirehetiny ny fanilo, dia nalefany ho any amin’ ny varin’ ny Filistina ireny, ka nandoro ny amboara sy ny vary mbola mitsangana ary ny voli-oliva koa.