The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 22 › Bokin'ny Eksodosy 22:8

Bokin'ny Eksodosy 22:8

Ny amin’ ny zavatra ifandirana rehetra, na omby, na boriky, na ondry, na osy, na fitafiana, na zavatra very, izay ataon’ olona ho azy, dia ho entina eo anatrehan’ Andriamanitra ny tenin’ izy roa tonta, koa izay helohih’ Andriamanitra dia hanonitra roa heny ho an’ ny namany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

If the thief be not found, then the master of the house shall be brought unto the judges, to see whether he have put his hand unto his neighbour’s goods.

In Context

7Fa raha tsy hita kosa ny mpangalatra, dia ho entina eo anatrehan’ Andriamanitra ny tompon’ ny trano mba hizahana na naninjitra ny tànany ka naka ny fananan’ ny namany izy, na tsia.

9Raha misy olona mampitahiry ny namany boriky, na omby, na ondry, na osy, na biby fiompy hafa, ka maty izany, na maratra, na roahina ka tsy misy mahita,

Read all of Bokin'ny Eksodosy 22

Cross References

Exodus 21:6dia ho entin’ ny tompony ho eo anatrehan’ Andriamanitra izy, ary dia ho entiny ho eo amin’ ny varavarana, na ho eo amin’ ny tolam-baravarana, ka hotevehin’ ny tompony amin’ ny haolo ny sofiny; dia hanompo azy mandrakizay izy.

Exodus 22:28Aza atao ela vao manatitra ny santatry ny vokatrao sy ny fisotronao; ny matoa amin’ ny zanakao-lahy dia omeo Ahy.

Deuteronomy 17:8Raha misy teny sarotra loatra amin’ ny fitsarana ka tsy efanao, na ny amin’ ny mahafaty aina, na ny ady na ny vonoana, izay iadiana ao an-tanànanao, dia miaingà ianao, ka miakara any amin’ ny tany izay hofidin’ i Jehovah Andriamanitrao.

1 Chronicles 23:4Ary hoy Davida: Ny efatra arivo amby roa alina amin’ ireo dia ataoko ho tonian’ ny asa ao an-tranon’ i Jehovah, ary ny enina arivo ataoko mpifehy sy mpitsara,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 22:8

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 22:7Bokin'ny Eksodosy 22Bokin'ny Eksodosy 22:9 →