bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 23 › Bokin'ny Eksodosy 23:10
Bokin'ny Eksodosy 23:10
Ary enin-taona no hamafazanao amin’ ny taninao sy hanangonanao ny vokatra;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And six years thou shalt sow thy land, and shalt gather in the fruits thereof:
In Context
9Ary aza mampahory vahiny, fa ianareo mahalala ny fon’ ny vahiny, satria efa mba vahiny tany amin’ ny tany Egypta ihany ianareo.
11fa amin’ ny taona fahafito kosa dia hatsahatrao tsy hovolena izy, mba hisy hohanin’ ny malahelo amin’ ny firenenao; ary izay sisan’ ireo dia mba hohanin’ ny biby any an-tsaha kosa. Toy izany koa no hataonao amin’ ny tanim-boalobokao sy amin’ ny tanin’ olivanao.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 23
Cross References
Leviticus 25:3Enin-taona no hamafazanao ny taninao, enin-taona no hanamboaranao ny sahanao sy hanangonanao ny vokatra;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 23:10