Bokin'ny Eksodosy 23:4
Raha hitanao mania ny ombin’ ny fahavalonao, na ny borikiny, dia avereno any aminy mihitsy izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
If thou meet thine enemy’s ox or his ass going astray, thou shalt surely bring it back to him again.
In Context
3Aza mandravaka ny tenin’ ny malahelo eo amin’ ny fandaharan-teniny ianao.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 23
Cross References
Deuteronomy 22:1Raha hitanao mania ny omby na ny ondrin’ ny rahalahinao, dia aza atao tsy ho raharahanao izany, fa avereno any amin’ ny rahalahinao mihitsy izany.
Proverbs 24:17Aza faly, raha lavo ny fahavalonao, Ary aza ravoravo ny fonao, raha tafintohina izy;
Matthew 5:44Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Tiava ny fahavalonareo, ary mivavaha ho an’ izay manenjika anareo,
Romans 12:17Aza mamaly ratsy na amin’ iza na amin’ iza. Miomàna hanao izay mahamendrika eo imason’ ny olona rehetra.