Bokin'ny Eksodosy 23:5
Raha hitanao ny borikin’ izay mankahala anao mihonaka ao ambanin’ ny entany, dia aza malaina hamonjy azy ianao, fa manampia ny namanao hamaha azy tokoa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
4Raha hitanao mania ny ombin’ ny fahavalonao, na ny borikiny, dia avereno any aminy mihitsy izany.
6Aza mamily ny rariny izay ananan’ ny malahelo ao aminao, raha manana ady izy.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 23
Cross References
Deuteronomy 22:4Ary raha hitanao ny borikin’ ny rahalahinao, na ny ombiny, potraka any an-dalana, dia aza atao tsy ho raharahanao izany; fa manampia ny rahalahinao hanarina azy.