Bokin'ny Eksodosy 23:6
Aza mamily ny rariny izay ananan’ ny malahelo ao aminao, raha manana ady izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou shalt not wrest the judgment of thy poor in his cause.
In Context
Read all of Bokin'ny Eksodosy 23
Cross References
Leviticus 19:15Aza manao izay tsy marina amin’ ny fitsarana; aza miandany foana amin’ ny malahelo, na mena-maso ny lehibe; fahamarinana no hitsaranao ny namanao.
Deuteronomy 27:19Hozonina izay manao fitsarana miangatra amin’ ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.
2 Chronicles 19:7Koa aoka ho ao aminareo ny tahotra an’ i Jehovah; tandremo ka ataovy izany, fa tsy mba misy heloka amin’ i Jehovah Andriamanitsika, na fizahan-tavan’ olona, na fandraisana kolikoly.
Job 31:21Raha tahìny aho naninjitra ny tanako hampahory ny kamboty, saingy hitako fa nisy niandany tamiko teo am-bavahady:
Proverbs 18:5Tsy mety raha manohana ny ratsy fanahy Handresy ny marina amin’ ny fitsarana.
Ecclesiastes 5:8Fa na dia izany rehetra izany aza, dia mahasoa ny tany ny fisian’ ny mpanjaka amin’ izay tany volena.