The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 25 › Bokin'ny Eksodosy 25:4

Bokin'ny Eksodosy 25:4

sy manga sy volomparasy sy mena sy rongony fotsy madinika sy volon’ osy,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And blue, and purple, and scarlet, and fine linen, and goats hair,

In Context

3Ary izao no fanatitra izay horaisinareo aminy: volamena sy volafotsy sy varahina,

5sy hoditr’ ondrilahy efa nomen’ aina sy hodi-takasy sy hazo akasia,

Read all of Bokin'ny Eksodosy 25

Cross References

Genesis 41:42Dia nesorin’ i Farao ny peratra tamin’ ny tanany ka nataony tamin’ ny tànan’ i Josefa, dia nampitafiny rongony fotsy madinika izy, ary nasiany rojo volamena ny vozony;

Revelation 19:8Ary nasaina nitafy rongony fotsy madinika sady madio no mangatsakatsaka izy; fa izany rongony fotsy madinika izany dia ny asa marina ataon’ ny olona masìna.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 25:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 25:3Bokin'ny Eksodosy 25Bokin'ny Eksodosy 25:5 →