Bokin'ny Eksodosy 25:5
sy hoditr’ ondrilahy efa nomen’ aina sy hodi-takasy sy hazo akasia,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And rams’ skins dyed red, and badgers’ skins, and shittim wood,
In Context
4sy manga sy volomparasy sy mena sy rongony fotsy madinika sy volon’ osy,
Read all of Bokin'ny Eksodosy 25
Cross References
Exodus 26:26Ary manaova barany hazo akasia: dia dimy ho amin’ ny zana-kazo amin’ ny lafiny iray amin’ ny tabernakely,
Exodus 36:20Ary nanao ny zana-kazo akasia ho amin’ ny tabernakely izy.