bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 26 › Bokin'ny Eksodosy 26:11
Bokin'ny Eksodosy 26:11
Ary manaova farango; varahina dimam-polo, ka ampidiro ho eo amin’ ny tadivavarana ary akambano ny lay, ka dia ho iray ihany izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And thou shalt make fifty taches of brass, and put the taches into the loops, and couple the tent together, that it may be one.
In Context
10Ary manaova tadivavarana dimam-polo eo an-tsisin’ ny ambainy iray izay farany amin’ ny efa voavitrana; ary tadivavarana dimam-polo koa ho eo an-tsisin’ ny ambainy iray amin’ ny anankiray koa efa voavitrana.
12Ary izay mihoatra amin’ ny ambain’ ny lay, dia ny antsasaky ny ambainy izay mihoatra, dia avelao hiraviravy eo ivohon’ ny tabernakely.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 26
Cross References
Exodus 26:3Ambainy dimy no havitrana ho iray; ary ambainy dimy koa no havitrana ho iray.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 26:11