The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 26 › Bokin'ny Eksodosy 26:15

Bokin'ny Eksodosy 26:15

Ary manaova zana-kazo akasia ho amin’ ny tabernakely.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And thou shalt make boards for the tabernacle of shittim wood standing up.

In Context

14Ary manaova koa rakotry ny lay amin’ ny hoditr’ ondrilahy efa nomenaina, ary manaova sarony hodi-takasy ho eo amboniny.

16Folo hakiho ny hahavon’ ny zana-kazo iray, ary iray hakiho sy sasany ny indraben’ ny zana-kazo iray.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 26

Cross References

Exodus 26:18Ary manaova ny zana-kazo ho amin’ ny tabernakely, dia zana-kazo roa-polo ho eo amin’ ny lafiny atsimo.

Exodus 36:20Ary nanao ny zana-kazo akasia ho amin’ ny tabernakely izy.

Numbers 4:31Ary izao no ho anjara-raharahany ny amin’ ny entana araka ny fanompoany rehetra ao amin’ ny trano-lay fihaonana: ny zana-kazo amin’ ny tabernakely sy ny barany sy ny andriny sy ny faladiany,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 26:15

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 26:14Bokin'ny Eksodosy 26Bokin'ny Eksodosy 26:16 →