Bokin'ny Eksodosy 26:23
Ary zana-kazo roa no hataonao ho eo amin’ ny zoron’ ny tabernakely amin’ ny lafiny ivoho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And two boards shalt thou make for the corners of the tabernacle in the two sides.
In Context
22Ary ny lafiny andrefana amin’ ny tabernakely, izay ao ivohony, dia hanaovanao zana-kazo enina.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 26
Cross References
1 Kings 6:16Ary ny roa-polo hakiho hatreo amin’ ny rindrina farany dia nasiany efitra hazo sedera hatramin’ ny vodirindrina ka hatramin’ ny loha-rindrina, ary nataony ho efitra anatiny izany, dia ny fitoerana masìna indrindra.