Bokin'ny Eksodosy 26:27
sy barany dimy ho amin’ ny zana-kazo amin’ ny lafiny iray koa amin’ ny tabernakely, ary barany dimy ho amin’ ny zana-kazo amin’ ny lafiny andrefana izay ao ivohony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
28Ary ny barany afovoany, izay afovoan’ ny zana-kazo, dia hahatratra ny farany roa.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 26
Cross References
Exodus 36:27Ary nanao zana-kazo enina ho eo amin’ ny lafin’ ny tabernakely andrefana izy, izay eo ivohony.