bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 26 › Bokin'ny Eksodosy 26:28
Bokin'ny Eksodosy 26:28
Ary ny barany afovoany, izay afovoan’ ny zana-kazo, dia hahatratra ny farany roa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the middle bar in the midst of the boards shall reach from end to end.
In Context
27sy barany dimy ho amin’ ny zana-kazo amin’ ny lafiny iray koa amin’ ny tabernakely, ary barany dimy ho amin’ ny zana-kazo amin’ ny lafiny andrefana izay ao ivohony.
29Ary ny zana-kazo hopetahanao takela-bolamena, ary hataonao volamena koa ny vava vola aminy, izay hitoeran’ ny barany; ary petaho takela-bolamena koa ny barany.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 26
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 26:28