bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 27 › Bokin'ny Eksodosy 27:12
Bokin'ny Eksodosy 27:12
Ary hisy fefy lamba dimam-polo hakiho amin’ ny sakan’ ny kianja amin’ ny lafiny andrefana; ho folo ny tsangantsangany, ary ho folo ny faladiany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And for the breadth of the court on the west side shall be hangings of fifty cubits: their pillars ten, and their sockets ten.
In Context
11Ary ho tahaka izany amin’ ny lafiny avaratra, amin’ ny lavany dia hisy fefy lamba, zato hakiho ny halavany, ary ho roa-polo ny tsangantsangany, ary ho roa-polo ny faladiany varahina; ho volafotsy ny fihantonana amin’ ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany,
13Ary ny sakan’ ny kianja amin’ ny lafiny atsinanana ho dimam-polo hakiho.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 27
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 27:12