bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 27 › Bokin'ny Eksodosy 27:5
Bokin'ny Eksodosy 27:5
Ary ataovy eo ambanin’ ny sikin’ ny alitara hatreo ambodiny izany; ary aoka ny makarakara hanasaka ny alitara.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And thou shalt put it under the compass of the altar beneath, that the net may be even to the midst of the altar.
In Context
4Ary manaova makarakara varahina tahaka ny harato ho eo aminy; ary manaova vava-varahina efatra hatao ambonin’ ny harato eo amin’ ny zorony efatra,
6Ary manaova bao ho amin’ ny alitara, dia bao hazo akasia, ka petaho takela-barahina,
Read all of Bokin'ny Eksodosy 27
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 27:5