Bokin'ny Eksodosy 27:7
Ary ampidiro eo amin’ ny vava varahina ny bao; ary aoka ho eo amin’ ny lafiny roa amin’ ny alitara ny bao, raha lanjaina izy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
6Ary manaova bao ho amin’ ny alitara, dia bao hazo akasia, ka petaho takela-barahina,
Read all of Bokin'ny Eksodosy 27
Cross References
Exodus 30:4Ary asio vava volamena roa izy eo ambanin’ ny koronosiny, ka ataovy eo amin’ ny zorony efatra ireo; ary ho fitoeran’ ny bao ireo hilanjana azy.