bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 28 › Bokin'ny Eksodosy 28:23
Bokin'ny Eksodosy 28:23
Ary manaova vava volamena roa ho eo amin’ ny saron-tratra; ary ny vava vola roa dia ataovy eo amin’ ny zorony roa ambony amin’ ny saron-tratra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And thou shalt make upon the breastplate two rings of gold, and shalt put the two rings on the two ends of the breastplate.
In Context
22Ary eo amin’ ny saron-tratra asio olam-bolamena tsara mifanolana toy ny tady.
24Ary ny tady volamena roa dia ataovy eo amin’ ny vava vola roa, izay amin’ ny zorony roa ambony amin’ ny saron-tratra.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 28
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 28:23